Isaia 61:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hahazo anjara avo roa heny ny vahoakako ho solon’ny henatra,Ary tsy ho afa-baraka intsony izy fa hihoby noho ny anjarany. Hahazo anjara avo roa heny tokoa izy ireo ao amin’ny taniny,+ Dia hifaly mandrakizay.+
7 Hahazo anjara avo roa heny ny vahoakako ho solon’ny henatra,Ary tsy ho afa-baraka intsony izy fa hihoby noho ny anjarany. Hahazo anjara avo roa heny tokoa izy ireo ao amin’ny taniny,+ Dia hifaly mandrakizay.+