Zakaria 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ho Mpanjakan’ny tany manontolo i Jehovah.+ Ho iray ihany i Jehovah+ ary ho iray ihany ny anarany,+ amin’izany andro izany. Romanina 3:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Angaha izy Andriamanitry ny Jiosy ihany?+ Angaha izy tsy Andriamanitry ny hafa firenena koa?+ Eny, an’ny hafa firenena koa.+
9 Ary ho Mpanjakan’ny tany manontolo i Jehovah.+ Ho iray ihany i Jehovah+ ary ho iray ihany ny anarany,+ amin’izany andro izany.
29 Angaha izy Andriamanitry ny Jiosy ihany?+ Angaha izy tsy Andriamanitry ny hafa firenena koa?+ Eny, an’ny hafa firenena koa.+