Salamo 119:165 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 66:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa izao no tenin’i Jehovah: “Hataoko mikoriana eo aminy hoatran’ny renirano ny fiadanana,+Ary hoatran’ny riaka be ny voninahitr’ireo firenena.+ Dia hinono ianareo ary hosakelehina,Sady horotsirotsina eo am-pofoana. Jeremia 33:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ‘Hataoko matanjaka sy salama indray izy.+ Hanasitrana azy ireo aho, ary homeko fiadanam-be izy ireo sady haharihariko aminy ny fahamarinana.+
12 Fa izao no tenin’i Jehovah: “Hataoko mikoriana eo aminy hoatran’ny renirano ny fiadanana,+Ary hoatran’ny riaka be ny voninahitr’ireo firenena.+ Dia hinono ianareo ary hosakelehina,Sady horotsirotsina eo am-pofoana.
6 ‘Hataoko matanjaka sy salama indray izy.+ Hanasitrana azy ireo aho, ary homeko fiadanam-be izy ireo sady haharihariko aminy ny fahamarinana.+