Isaia 30:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jeremia 30:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Hataoko salama indray anefa ianao, ary hositraniko ny ratranao”,+ hoy i Jehovah,“Na dia nailikilik’izy ireo aza ianao ka nantsoiny hoe: ‘Ziona, ilay tsy misy mpitady.’”+
17 “Hataoko salama indray anefa ianao, ary hositraniko ny ratranao”,+ hoy i Jehovah,“Na dia nailikilik’izy ireo aza ianao ka nantsoiny hoe: ‘Ziona, ilay tsy misy mpitady.’”+