Salamo 102:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hitsangana tokoa ianao ka hamindra fo amin’i Ziona,+Satria izao no fotoana hankasitrahana azy;+Tonga ny fotoana voatondro.+ Jeremia 33:6, 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ‘Hataoko matanjaka sy salama indray izy.+ Hanasitrana azy ireo aho, ary homeko fiadanam-be izy ireo sady haharihariko aminy ny fahamarinana.+ 7 Hampodiko ny Joda sy Israely nentina babo.+ Ary hampahery azy ireo toy ny nataoko tamin’ny voalohany aho.+
13 Hitsangana tokoa ianao ka hamindra fo amin’i Ziona,+Satria izao no fotoana hankasitrahana azy;+Tonga ny fotoana voatondro.+
6 ‘Hataoko matanjaka sy salama indray izy.+ Hanasitrana azy ireo aho, ary homeko fiadanam-be izy ireo sady haharihariko aminy ny fahamarinana.+ 7 Hampodiko ny Joda sy Israely nentina babo.+ Ary hampahery azy ireo toy ny nataoko tamin’ny voalohany aho.+