2 Dia hoy Andriamanitra tamin’ilay lehilahy nanao akanjo rongony:+ “Midira eo anelanelan’ireo kodiarana,+ eo ambanin’ireo kerobima, dia fenoy vainafo+ avy eo anelanelan’ireo kerobima ny tananao roa, dia atsipazo ao an-tanàna ilay izy.”+ Koa niditra izy tamin’izaho mbola nijery azy.