12 Amin’izany andro izany, dia hahintsan’i Jehovah ny voankazo, hatrany amin’ny rano mikoriana avy any amin’ny Renirano* ka hatrany amin’ny Reniranon’i* Ejipta.+ Dia hangonina tsirairay ianareo, ry vahoakan’Israely.+
11 Hangonina ny vahoakan’i Joda sy ny vahoakan’Israely mba hiray hina,+ ka hifidy mpitondra iray hitarika azy izy ireo. Dia hiala ao amin’ilay tany izy ireo, satria ho andro lehibe ho an’i Jezirela+ izany.