Nomery 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Omeo an’izao toromarika izao ny Israelita: ‘Hiditra ao Kanana ianareo,+ ka ireto avy ny sisin’ny tany Kanana, ilay tany homena ho lovanareo.+ Nomery 34:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia eo Azmona ilay izy no hivily mankany amin’ny Reniranon’i* Ejipta, ary any amin’ny Ranomasina* ny farany.+
2 “Omeo an’izao toromarika izao ny Israelita: ‘Hiditra ao Kanana ianareo,+ ka ireto avy ny sisin’ny tany Kanana, ilay tany homena ho lovanareo.+
5 Dia eo Azmona ilay izy no hivily mankany amin’ny Reniranon’i* Ejipta, ary any amin’ny Ranomasina* ny farany.+