-
Deoteronomia 12:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Handresy firenena maro ianareo, ka tokony horavanareo tanteraka ny toerana rehetra anompoany ny andriamaniny,+ na eny amin’ny tendrombohitra avo izany, na eny amin’ny havoana, na eny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra.
-
-
1 Mpanjaka 14:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana ny Joda,+ ka nampahatezitra azy mihoatra noho ny razambeny izy ireo noho ny fahotana vitany.+ 23 Nanao toerana avo ho an’ny tenany koa izy ireo, ary nanangana tsangambato masina sy tsato-kazo masina,*+ teny amin’ny havoana+ rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra.+
-