-
Isaia 58:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Mitady ahy isan’andro, hono, izy ireo,
Ary mahafinaritra azy ireo, hono, ny mahafantatra ny lalako.
Hoatran’ny hoe firenena nanao ny marina erỳ izy ireo,
Ka tsy nahafoy ny didin’ilay Andriamaniny!+
Dia mangataka ahy hitsara ara-drariny izy ireo,
Fa mahafinaritra azy, hono, ny manatona an’Andriamanitra.+ Hoy izy ireo:
-