FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 29:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hoy i Jehovah: “Milaza fa manatona ahy ity vahoaka ity, nefa resaka fotsiny izany.

      Ary an-tendro-molotra fotsiny no anajan’izy ireo ahy,+

      Fa ny fony kosa lavitra ahy.

      Matahotra ahy izy ireo, nefa noho ny didin’olombelona nampianarina azy fotsiny izany.+

  • Ezekiela 33:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Amin’izy ireo, dia hoatran’ny olona manga feo mahay mitendry zavamaneno sady manao hiram-pitiavana ianao. Haheno ny teninao izy ireo nefa tsy hisy hanaraka an’izany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara