FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 15:7-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ry mpihatsaravelatsihy, rariny raha naminany momba anareo i Isaia hoe:+ 8 ‘An-tendro-molotra fotsiny no anajan’ity vahoaka ity ahy, fa ny fony kosa lavitra ahy. 9 Reraka fotsiny izy ireo manompo ahy, satria didin’olombelona no ampianariny.’”+

  • Marka 7:6-8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy izy tamin’ireo: “Ry mpihatsaravelatsihy, rariny raha naminany momba anareo i Isaia, araka ny voasoratra hoe: ‘An-tendro-molotra fotsiny no anajan’ity vahoaka ity ahy, fa ny fony kosa lavitra ahy.+ 7 Reraka fotsiny izy ireo manompo ahy, satria didin’olombelona no ampianariny.’+ 8 Tsy raharahianareo ny didin’Andriamanitra, fa ny fomban-drazana+ no arahinareo.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara