Eksodosy 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia lasa nankany aorianan’ny Israelita ny anjelin’ilay tena Andriamanitra,+ izany hoe ilay anjely nandeha teo alohany. Nifindra nankany aoriana koa ilay andry rahona izay teo alohan’izy ireo, dia nijanona tao aorianany.+ Isaia 52:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa tsy hisahotaka ianareo rehefa miala avy ao,Sady tsy voatery handositra.Handeha eo alohanareo mantsy i Jehovah,+Ary ilay Andriamanitry ny Israely no ho vodilaharana mpiaro anareo.+
19 Dia lasa nankany aorianan’ny Israelita ny anjelin’ilay tena Andriamanitra,+ izany hoe ilay anjely nandeha teo alohany. Nifindra nankany aoriana koa ilay andry rahona izay teo alohan’izy ireo, dia nijanona tao aorianany.+
12 Fa tsy hisahotaka ianareo rehefa miala avy ao,Sady tsy voatery handositra.Handeha eo alohanareo mantsy i Jehovah,+Ary ilay Andriamanitry ny Israely no ho vodilaharana mpiaro anareo.+