-
Isaia 30:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Izao àry no tenin’Ilay Masin’ny Israely:
“Tsy manaiky ny teniko ianareo,+
Fa lainga sy fitaka no itokisanareo,
Sady ianteheranareo.+
13 Ho toy ny manda mitresaka àry izany fahadisoanareo izany,
Ary hoatran’ny manda avo be efa mibontsina ka mitady hianjera.
Hirodana tampoka ao anatin’ny indray mipy maso ilay manda.
-