-
Amosa 2:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Izao no tenin’i Jehovah:
‘Tsy hovako ny didim-pitsarako satria nikomy intelo ny Joda,+ inefatra mihitsy aza.
Tsy niraharaha ny lalàn’i* Jehovah mantsy izy ireo,
Sady tsy nanaraka ny fitsipiny.+
Ny lainga efa ninoan’ny razambeny ihany no namitaka azy ireo.+
5 Dia handefasako afo ao Joda,
Ka ho levon’ny afo ny tilikambo voaro mafy ao Jerosalema.’+
-