Isaia 5:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Amin’izany andro izany, dia hierona izy rehefa mahazo remby,Toy ny ranomasina midoboka be.+ Hahita haizina mampahatahotra izay mijery an’ilay tany,Ka na ny andro aza lasa maizina, satria feno rahona.+
30 Amin’izany andro izany, dia hierona izy rehefa mahazo remby,Toy ny ranomasina midoboka be.+ Hahita haizina mampahatahotra izay mijery an’ilay tany,Ka na ny andro aza lasa maizina, satria feno rahona.+