FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Aiza indray no tianareo hikapohana anareo fa mbola mikomy ihany ianareo?+

      Efa marary ny loha manontolo,

      Sady marary koa ny fo manontolo.+

  • Ezekiela 5:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘I Jerosalema io! Nataoko teo afovoan’ireo firenena izy, ka voahodidin’ny tany be dia be. 6 Nikomy anefa izy ka tsy nanaraka ny didim-pitsarako sy ny lalàko, fa nanao ratsy mihoatra noho ireo firenena sy noho ireo tany manodidina azy.+ Nolaviny mantsy ny didim-pitsarako, ary tsy narahiny ny lalàko.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara