2 Mpanjaka 15:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Tamin’izany andro izany i Jehovah no nanomboka nandefa an’i Rezina mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia, mba hanafika an’i Joda.+ 2 Tantara 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nahafaty lehilahy 120 000 tany Joda mantsy i Peka+ zanak’i Remalia tao anatin’ny iray andro, satria nahafoy an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny izy ireo.+ Lehilahy mahery fo daholo ireo maty ireo.
37 Tamin’izany andro izany i Jehovah no nanomboka nandefa an’i Rezina mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia, mba hanafika an’i Joda.+
6 Nahafaty lehilahy 120 000 tany Joda mantsy i Peka+ zanak’i Remalia tao anatin’ny iray andro, satria nahafoy an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny izy ireo.+ Lehilahy mahery fo daholo ireo maty ireo.