FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 16:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tamin’izay i Rezina mpanjakan’i Syria sy Peka zanak’i Remalia mpanjakan’ny Israely, no niakatra hiady tamin’i Jerosalema.+ Nanao fahirano an’io tanàna nisy an’i Ahaza io izy ireo, saingy tsy vitan’izy ireo ny nandresy azy.

  • Isaia 7:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary tamin’ny andron’i Ahaza+ zanak’i Jotama, zanak’i Ozia, mpanjakan’ny Joda, dia niakatra hiady tamin’i Jerosalema i Rezina mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia, mpanjakan’ny Israely. Tsy naharesy azy anefa izy ireo.*+ 2 Ary nisy niteny tamin’ny taranak’i Davida hoe: “Nanampy ny tafik’i Efraima ny tafik’i Syria.”

      Dia nitebiteby ny fon’i Ahaza sy ny fon’ny vahoakany, hoatran’ny hazo any an’ala tsofin’ny rivotra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara