FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 31:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Miverena amin’Ilay nikomianareo, ry vahoakan’Israely ô!+

  • Isaia 32:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Fa hiteniteny foana ny olona tsy misy saina,

      Ary hamorona teti-dratsy ao am-pony izy.+

      Te hampirisika ny olona hivadika amin’Andriamanitra* mantsy izy, sady te hilaza lainga momba an’i Jehovah.

      Tiany halefa mody maina koa ny noana,

      Ary tsy tiany hahazo zavatra hosotroina ny mangetaheta.

  • Jeremia 17:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ry Jehovah, fanantenan’ny Israely ô!

      Ho menatra izay rehetra mahafoy anao.

      Hosoratana eo amin’ny vovoka ny anaran’ireo mivadi-pinoana sy miala aminao,*+

      Noho izy ireo miala amin’i Jehovah, ilay loharanon’ny rano velona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara