Salamo 73:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ho ripaka tokoa izay manalavitra anao. Haringanao* izay mivadika aminao ka miala aminao.*+ Isaia 1:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hotorotoroina miaraka ny mpikomy sy ny mpanota,+Ary ho ringana izay mahafoy an’i Jehovah.+