-
Isaia 49:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia hiteny anakampo ianao hoe:
‘Mba iza àry no rain’ireto zaza ireto, ka nanome ahy an’ireto?
Izaho ange vehivavy maty anaka sy momba e!
Dia izaho koa natao sesitany sady nogadraina.
Dia iza no nitaiza an’ireto?+
22 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony:
“Hatsangako ny tanako mba ho hitan’ny firenena,
Ary hatsangako ny tsato-kazo famantarana mba ho hitan’ny vahoaka.+
Dia hotrotroin’izy ireo ny zanakao lahy,
Ary hataony antsangory ny zanakao vavy.+
-