Salamo 149:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 52:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao,+ ry Ziona ô!+ Anaovy ny akanjonao tsara tarehy,+ ry Jerosalema tanàna masina ô! Fa tsy hiditra ao aminao intsony ny tsy mifora sy ny tsy madio.+ Isaia 55:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Firenena tsy fantatrao no hantsoinao,Ary olona avy amin’ny firenena tsy mahafantatra anao no hihazakazaka hankany aminao,Noho ny amin’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia Ilay Masin’ny Israely.Homeny voninahitra+ mantsy ianao.
52 Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao,+ ry Ziona ô!+ Anaovy ny akanjonao tsara tarehy,+ ry Jerosalema tanàna masina ô! Fa tsy hiditra ao aminao intsony ny tsy mifora sy ny tsy madio.+
5 Firenena tsy fantatrao no hantsoinao,Ary olona avy amin’ny firenena tsy mahafantatra anao no hihazakazaka hankany aminao,Noho ny amin’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia Ilay Masin’ny Israely.Homeny voninahitra+ mantsy ianao.