Isaia 34:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa manana andro famaliana i Jehovah,+Dia taona hamaliana ny ratsy natao tamin’i Ziona.+ Isaia 35:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Lazao amin’ireo mitebiteby hoe: “Mahereza ary aza matahotra! Ho avy hamaly ny fahavalonareo ilay Andriamanitrareo,Ho avy hanasazy Andriamanitra,+ Ary ho avy hamonjy anareo izy.”+ Isaia 61:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
4 Lazao amin’ireo mitebiteby hoe: “Mahereza ary aza matahotra! Ho avy hamaly ny fahavalonareo ilay Andriamanitrareo,Ho avy hanasazy Andriamanitra,+ Ary ho avy hamonjy anareo izy.”+