-
Zefania 3:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Izao no holazaina amin’i Jerosalema, amin’izany andro izany:
“Aza matahotra, ry Ziona ô!+
Ary aza miraviravy tanana.
17 Eo aminao i Jehovah Andriamanitrao.+
Mahery izy ka hamonjy.
Ho faly be sy tena ho ravoravo izy noho ny aminao,+
Ary hangina* izy satria tia anao.
Ho faly sy hihoby izy noho ny aminao.
-