Salamo 37:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,Dia hanandratra anao izy ka handova ny tany ianao. Ho hitanao+ ny handringanana ny ratsy fanahy.+ Salamo 146:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Sambatra izay manana an’ilay Andriamanitr’i Jakoba ho mpanampy azy+Sady manantena an’i Jehovah Andriamaniny,+
34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,Dia hanandratra anao izy ka handova ny tany ianao. Ho hitanao+ ny handringanana ny ratsy fanahy.+
5 Sambatra izay manana an’ilay Andriamanitr’i Jakoba ho mpanampy azy+Sady manantena an’i Jehovah Andriamaniny,+