Isaia 25:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ianao no Andriamanitro, Jehovah ô! Mankalaza anao aho ary midera ny anaranao.Fa nanao zava-mahagaga be dia be ianao,+Dia zavatra efa nokasainao* hatramin’ny taloha ela be,+Satria tsy mivadika ianao sady mendri-pitokisana foana.+
25 Ianao no Andriamanitro, Jehovah ô! Mankalaza anao aho ary midera ny anaranao.Fa nanao zava-mahagaga be dia be ianao,+Dia zavatra efa nokasainao* hatramin’ny taloha ela be,+Satria tsy mivadika ianao sady mendri-pitokisana foana.+