FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 40:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Salamo 98:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 98 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+

      Fa nanao zava-mahagaga izy.+

      Nahavonjy* ny tanany ankavanana, dia ny sandriny masina.+

  • Salamo 107:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Misaora an’i Jehovah+ noho izy be fitiavana sy tsy mivadika,

      Sy noho ny zavatra mahatalanjona nataony ho an’ny zanak’olombelona.+

  • Salamo 145:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 145 Hanandratra anao aho, ry Andriamanitro sady Mpanjakako+ ô,

      Ary hidera ny anaranao mandrakizay mandrakizay.+

  • Salamo 145:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Hidera ny asanao ny taranaka fara aman-dimby;

      Hanambara ny asa nataonao tamin’ny herinao+ izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara