Isaia 33:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa i Jehovah no Mpitsara antsika,+I Jehovah no Mpanao Lalàna ho antsika.+I Jehovah no Mpanjakantsika,+Ary izy no hamonjy antsika.+ Apokalypsy 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 sady niteny hoe: “Misaotra anao izahay, Jehovah* Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra, Ilay ankehitriny+ sy taloha, satria nandray fahefana lehibe ianao ka efa nanomboka nanjaka.+
22 Fa i Jehovah no Mpitsara antsika,+I Jehovah no Mpanao Lalàna ho antsika.+I Jehovah no Mpanjakantsika,+Ary izy no hamonjy antsika.+
17 sady niteny hoe: “Misaotra anao izahay, Jehovah* Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra, Ilay ankehitriny+ sy taloha, satria nandray fahefana lehibe ianao ka efa nanomboka nanjaka.+