Salamo 74:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Zakaria 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy ilay anjelin’i Jehovah: “Ry Jehovah Tompon’ny tafika ô! Mandra-pahoviana ianao no tsy hamindra fo amin’i Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda,+ izay nahatezitra anao nandritra izay 70 taona izay?”+
12 Dia hoy ilay anjelin’i Jehovah: “Ry Jehovah Tompon’ny tafika ô! Mandra-pahoviana ianao no tsy hamindra fo amin’i Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda,+ izay nahatezitra anao nandritra izay 70 taona izay?”+