-
Salamo 50:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ho avy ilay Andriamanitsika, ary tsy hangina fotsiny izy.+
-
-
Salamo 50:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Rehefa nanao an’izany rehetra izany ianao, dia nangina tsy niteny aho,
Ka nieritreritra ianao hoe hoatr’anao ihany aho.
Hananatra anao anefa aho izao,
Ary hilaza an’izay hiampangako anao.+
-
-
Ezekiela 11:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 “‘“Fa izay mbola mikiry hanao an’ireo zavatra mahatsiravina sy maharikoriko fanaony kosa, dia hataoko mivaly aminy* ny nataony”, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.’”
-