-
1 Mpanjaka 22:41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 Lasa mpanjakan’ny Joda i Josafata+ zanak’i Asa tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Ahaba mpanjakan’ny Israely.
-
-
2 Mpanjaka 12:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Tsy nesorina anefa ny toerana avo,+ ary mbola nanao sorona sy nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teny ihany ny vahoaka.
-