Ezra 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tamin’izay i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela sy Jesoa+ zanak’i Jozadaka no nanomboka nanorina indray an’ilay tranon’Andriamanitra+ tany Jerosalema. Ary nisy mpaminanin’Andriamanitra niaraka taminy sy nanampy azy.+ Isaia 51:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hampitaiko aminao ny teny tiako holazainao,Ary hosaronako amin’ny aloky ny tanako ianao.+Amin’izay dia hataoko eo amin’ny toerany ny lanitra, ary hapetrako ny fototry ny tany,+Dia hiteny amin’i Ziona aho hoe: ‘Vahoakako ianao.’+ Isaia 66:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Fa haharitra eo anatrehako ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao+ izay foroniko, ary haharitra hoatr’izany koa ny taranakareo sy ny anaranareo”,+ hoy i Jehovah. 2 Petera 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Tamin’izay i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela sy Jesoa+ zanak’i Jozadaka no nanomboka nanorina indray an’ilay tranon’Andriamanitra+ tany Jerosalema. Ary nisy mpaminanin’Andriamanitra niaraka taminy sy nanampy azy.+
16 Hampitaiko aminao ny teny tiako holazainao,Ary hosaronako amin’ny aloky ny tanako ianao.+Amin’izay dia hataoko eo amin’ny toerany ny lanitra, ary hapetrako ny fototry ny tany,+Dia hiteny amin’i Ziona aho hoe: ‘Vahoakako ianao.’+
22 “Fa haharitra eo anatrehako ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao+ izay foroniko, ary haharitra hoatr’izany koa ny taranakareo sy ny anaranareo”,+ hoy i Jehovah.