FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 13:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ratsy fanahy anefa ny olona tao Sodoma sady mpanota be teo imason’i Jehovah.+

  • Isaia 3:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Fa lavo i Jerosalema,

      Ary nianjera i Joda,

      Satria manohitra an’i Jehovah amin’ny teniny sy ny ataony izy ireo,

      Sady mikomy eo imason’Ilay Be Voninahitra.*+

       9 Na ny endrik’izy ireo aza dia efa miampanga ny tenany.

      Resahiny daholo ny fahotany, hoatran’ny nataon’ny mponin’i Sodoma,+

      Fa tsy afeniny.

      Hahita loza izy ireo, fa izy ihany no mampiditra loza ho an’ny tenany!

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara