-
Isaia 34:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tsy hovonoina izany afo izany na andro na alina,
Dia hiakatra mandrakizay ny setroka avy aminy.
Ho rava hatramin’ny taranaka fara aman-dimby izy,
Ka tsy hisy olona handalo eo aminy intsony mandrakizay mandrakizay.+
-
-
2 Tesalonianina 1:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hotsaraina izy ireny ka hosazina, izany hoe horinganina mandrakizay,+ dia tsy ho eo anatrehan’ny Tompo intsony sady tsy hahita ny heriny be voninahitra intsony.
-