-
Matio 18:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Raha mahatonga anao hanota* àry ny tananao na ny tongotrao, dia tapaho ka ario lavitra anao.+ Fa aleo ianao tapa-tanana na tapa-tongotra nefa mahazo fiainana, toy izay manana tanana roa na tongotra roa nefa hatsipy any amin’ny afo maharitra mandrakizay.*+ 9 Raha mahatonga anao hanota koa ny masonao, dia esory ka ario lavitra anao. Fa aleo ianao toka-maso nefa miditra any amin’ny fiainana, toy izay manana maso roa nefa hatsipy any amin’ny Gehena* mirehitra.+
-