-
Zakaria 6:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Izy no hanorina ny tempolin’i Jehovah, ary izy koa no hahazo voninahitra. Dia hipetraka eo amin’ny seza fiandrianany izy ka hanjaka. Ho mpisorona mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany koa izy.+ Ary hifanaraka tsara ireo andraikiny roa ireo.
-
-
Lioka 22:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Koa manao fifanekena aminareo aho, hoatran’ny nanaovan’ny Raiko fifanekena tamiko, dia fifanekena momba ny fanjakana,+
-
-
Apokalypsy 19:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary nisy anarana voasoratra teo amin’ny akanjony ivelany, teo amin’ny feny, hoe Mpanjakan’ny mpanjaka sy Tompon’ny tompo.+
-