Hebreo 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Noho izany, ry rahalahy masina izay anisan’ny voantso* ho any an-danitra,+ eritrereto ilay apostoly sady mpisoronabe ekentsika, dia i Jesosy.+ Hebreo 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izao no hevi-dehibe amin’izany zavatra resahinay izany: Mpisoronabe hoatr’izany no ananantsika,+ ary mipetraka eo ankavanan’ilay Andriamanitra Lehibe any an-danitra+ izy.
3 Noho izany, ry rahalahy masina izay anisan’ny voantso* ho any an-danitra,+ eritrereto ilay apostoly sady mpisoronabe ekentsika, dia i Jesosy.+
8 Izao no hevi-dehibe amin’izany zavatra resahinay izany: Mpisoronabe hoatr’izany no ananantsika,+ ary mipetraka eo ankavanan’ilay Andriamanitra Lehibe any an-danitra+ izy.