17 Jehovah ô, efa noravan’ireo mpanjakan’i Asyria tokoa ireo firenena sy ny taniny.+ 18 Ary nodorany ny andriamanitr’izy ireny, satria tsy andriamanitra+ fa vato aman-kazo sady asa tanan’olona+ ihany. Izany no nahatonga azy ireo ho afaka namotika an’ireny.