Isaia 30:30, 31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hataon’i Jehovah heno ny feony matanjaka be,+Ary hasehony ny sandriny+ ka hakapony mafy ny tanany rehefa tezitra be izy.+Hisy afo mandevona+ rehefa manao an’izany izy,Sady hisy oram-be mivatravatra+ sy oram-baratra ary havandra.+ 31 Fa hihorohoro i Asyria+ noho ny feon’i Jehovah.Hamely azy amin’ny tehina mantsy Izy.+
30 Hataon’i Jehovah heno ny feony matanjaka be,+Ary hasehony ny sandriny+ ka hakapony mafy ny tanany rehefa tezitra be izy.+Hisy afo mandevona+ rehefa manao an’izany izy,Sady hisy oram-be mivatravatra+ sy oram-baratra ary havandra.+ 31 Fa hihorohoro i Asyria+ noho ny feon’i Jehovah.Hamely azy amin’ny tehina mantsy Izy.+