Salamo 29:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Heno eny ambonin’ny rano ny feon’i Jehovah;Mikotrokotroka ny feon’ilay Andriamanitra be voninahitra.+ Eny ambonin’ny rano be i Jehovah.+ 4 Mahery ny feon’i Jehovah;+Be voninahitra ny feon’i Jehovah.
3 Heno eny ambonin’ny rano ny feon’i Jehovah;Mikotrokotroka ny feon’ilay Andriamanitra be voninahitra.+ Eny ambonin’ny rano be i Jehovah.+ 4 Mahery ny feon’i Jehovah;+Be voninahitra ny feon’i Jehovah.