2 Mpanjaka 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tamin’ny taona faha-14 nanjakan’i Hezekia Mpanjaka, dia niakatra hanafika an’ireo tanàna voaro mafy rehetra tany Joda i Sankeriba mpanjakan’i Asyria,+ ka resiny ireny.+ Isaia 10:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Jereo ny Asyrianina!+Izy no tsorakazo hampiasaiko mba hanehoako ny fahatezerako,+Ary ny tehina eny an-tanany no hoentiko hanasaziana.
13 Tamin’ny taona faha-14 nanjakan’i Hezekia Mpanjaka, dia niakatra hanafika an’ireo tanàna voaro mafy rehetra tany Joda i Sankeriba mpanjakan’i Asyria,+ ka resiny ireny.+
5 “Jereo ny Asyrianina!+Izy no tsorakazo hampiasaiko mba hanehoako ny fahatezerako,+Ary ny tehina eny an-tanany no hoentiko hanasaziana.