FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niakatra hanafika azy i Salmanesera mpanjakan’i Asyria.+ Lasa mpanompon’i Salmanesera àry i Hosea, ka nandoa hetra taminy.+

  • Isaia 8:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nanao firaisana tamin’ilay* mpaminanivavy* aho. Dia bevohoka izy ka nitera-dahy.+ Ary hoy i Jehovah tamiko: “Ataovy hoe Mahera-salala-hasi-baza ny anarany, 4 fa raha mbola tsy mahay miantso hoe ‘Dada’ sy ‘Neny’ ilay zaza, dia hoentin’ny olona ho any amin’ny mpanjakan’i Asyria ny fananan’i Damaskosy sy ny zavatra nobaboina tany Samaria.”+

  • Isaia 10:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony: “Ry vahoakako mipetraka ao Ziona ô! Aza matahotra noho ny amin’ny Asyrianina, izay namely anareo tamin’ny tsorakazo, sady nanainga ny tehiny+ hamelezana anareo toy ny nataon’i Ejipta.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara