-
Isaia 9:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Fa toy ny tamin’ny andron’ny Midianina,+
Dia hopotipotehinao ny zioga nentin’izy ireo,
Sy ny tsorakazo nikapohana ny sorony, izany hoe ny tehin’ireo mpanery azy hiasa.
-
-
Nahoma 1:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia hotapahiko ny zioga nampitondrainy anao ka hesoriko aminao,+
Ary hotapahiko hizara roa ny zavatra namatorana anao.
-