FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary nandositra i Zebaha sy Zalmona, mpanjaka midianita, ka nenjehin’i Gideona. Dia azony i Zebaha sy Zalmona ka nisahotaka ny iray toby.

  • Mpitsara 8:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia resin’ny Israelita ny Midianina,+ ka tsy nila ady tamin’ny Israelita intsony izy ireo.* Ary nilamina nandritra ny 40 taona ilay tany, tamin’ny andron’i Gideona.+

  • Isaia 10:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hanambana azy amin’ny karavasy i Jehovah Tompon’ny tafika,+ toy ny tamin’izy nandresy ny Midianina teo akaikin’ny harambaton’i Oreba.+ Ho eo ambony ranomasina ny tehiny, ka hingainy toy ny nataony tamin’i Ejipta.+

      27 Amin’izany andro izany, dia hiala tsy ho eo an-tsorokao+ ny entana nampitondrain’i Asyria,

      Ary hiala tsy ho eo am-bozonao ny ziogany.+

      Dia hopotipotehina+ ilay zioga, noho ny fisian’ny menaka.”*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara