FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 7:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Voasambotr’izy ireo koa ny andrianan’ny Midianina roa lahy, dia i Oreba sy Zeba. Ary i Oreba novonoiny teo amin’ny vatobe iray,+ ka lasa hoe vatoben’i Oreba ny anaran’ilay izy. Fa i Zeba kosa novonoiny tao amin’ny famiazam-boaloboka iray, ka nantsoina hoe famiazam-boalobok’i Zeba ilay izy. Dia mbola nenjehin’izy ireo ihany ny Midianina.+ Ary nentiny tany amin’i Gideona, tany amin’ny faritr’i Jordana, ny lohan’i Oreba sy ny lohan’i Zeba.

  • Mpitsara 8:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa hoy i Zebaha sy Zalmona tamin’i Gideona: “Maninona raha ianao mihitsy no mamono anay e! Raha tena lehilahy ianao, dia asehoy ny herinao.” Dia novonoin’i Gideona i Zebaha sy Zalmona.+ Ary nalainy ireo ravaka miendrika volan-tsinana teny am-bozon’ny ramevan’izy ireo.

  • Salamo 83:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ataovy toy ny nanaovanao an’i Oreba sy Zeba+ ny olona ambony eo aminy,

      Ary ataovy toy ny nanaovanao an’i Zebaha sy Zalmona+ ny andrianany.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara