Mpitsara 20:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Atolory anay ireo jiolahim-boto ao Gibea ireo,+ mba hamonoanay azy ho faty sy hanesorana ny ratsy tsy ho eto amin’ny Israely.”+ Tsy nety nihaino ny tenin’ny Israelita rahalahiny anefa ny Benjaminita.
13 Atolory anay ireo jiolahim-boto ao Gibea ireo,+ mba hamonoanay azy ho faty sy hanesorana ny ratsy tsy ho eto amin’ny Israely.”+ Tsy nety nihaino ny tenin’ny Israelita rahalahiny anefa ny Benjaminita.