-
Malakia 1:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Rehefa manao sorona biby jamba koa ianareo, dia miteny hoe: “Tsy misy maha ratsy an’izany!” Ary rehefa manolotra biby kilemaina na marary ianareo, dia miteny hoe: “Tsy misy maha ratsy an’izany!”’”+
“Mba andramo aterina any amin’ny governoranao ange ireny e! Dia ho faly aminao ve izy na handray tsara anao?”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
-