FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 13:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia nieritreritra aho hoe: ‘Hidina hamely ahy eto Gilgala izao ny Filistinina, nefa izaho mbola tsy nanao izay hahazoana sitraka amin’i* Jehovah.’ Dia voatery nanolotra ny sorona dorana aho.”

      13 Dia hoy i Samoela taminy: “Tena nanao hadalana mihitsy ianao. Tsy nankatoavinao ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Raha nankatò anefa ianao, dia ho nataon’i Jehovah mafy orina mandrakizay teo amin’ny Israely ny fanjakanao.

  • 1 Samoela 15:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ohabolana 21:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Efa maharikoriko ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+

      Mainka moa raha hoe mitetika hanao ratsy izy* rehefa manolotra an’izany!

  • Isaia 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Aza mitondra fanatitra varimbazaha tsy misy dikany intsony.

      Maharikoriko ahy ny emboka manitra ataonareo.+

      Mankalaza tsinam-bolana+ sy mitandrina sabata+ ianareo, ary manao fivoriambe,+

      Nefa tsy zakako ny ataonareo, satria sady mampiasa herin’ny maizina+ ianareo no manao fivoriambe makotrokotroka.

  • Hosea 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Izay be fitiavana sy tsy mivadika* mantsy no ankasitrahako, fa tsy izay manao sorona,

      Ary ny olona mahalala an’Andriamanitra, fa tsy izay manao fanatitra dorana manontolo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara