-
1 Samoela 22:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Doega:+ “Mandehana vonoy ireo mpisorona ireo!” Tonga dia lasa i Doega Edomita+ ka namely an’ireo mpisorona. Lehilahy 85 nanao efoda vita tamin’ny kofehy rongony no matiny tamin’iny andro iny.+ 19 Notafihiny tamin’ny sabatra koa i Noba,+ tanànan’ny mpisorona. Nasiany tamin’ny sabatra na lehilahy na vehivavy, na ankizy na zaza, na omby na ampondra na ondry.
-